Tsara ilay site , fa nahoana no tsy misy mis à jour intsony sa izaho no tsy nahita intsony? Mahereza dahholo amin' ny asan' ny Tompo e!
Monique
14-11-2007 12:56:00
miarahaba anao @ anaran'Ilay Tompo tiantsika. Mahafinaritra ny site ary maniry ny aharetan'izany. Mpanakanto ara-pilazantsara ny tenako, tsy manao izany ho fitadiavam-bola fa tena asa fitoriana tokoa. Hampahery anao mandrakariva anie ny Tompo. Mba mety afaka manome tonon-kira ara-pilazantsara vahiny ve ianao ato @ity site ity? Ny hiranay ve azo alefa ato koa? misaotra indrindra, ary manonona ny fiadanan'ny Tompo ho aminareo mianakavy.
Hary
29-06-2007 17:21:00
akory;mahafaly ny nahitana an'ity site ity sady ahafahako mirary soa ho anao sy ny fianakaviana ;veloma koa @ Risy : Efa firy ny kilonga? ny ahy roa mianadahy. HARY
carina
22-06-2007 14:05:00
Beau site. Merci beaucoup
manitra soanirina
01-12-2006 15:52:00
hé, c'est moi qui s'appelle manitra en quete d'origine d'où tu tiens ce nom.merci
Nantenaina
16-06-2006 08:51:00
Salut Manitra,
Misaotra anao nampahafantatra ahy ny fisian'ity site anao ity, tena mahafinaritra sady tsara be tokoa ilay izy.
Mahereza dia ho tahian'ny Tompo hatrany anie ianareo mivady, ary mahefa be mandrakariva @ asan'ny Tompo fa tsy foana akory ny fikelezanareo aina ao Aminy.
Izay koa zah vao nahita site sahala @ izao nataon'ny malagasy fa mahereza hatrany dia iriko indrindra koa @ alalan'izao ste-nareo izao dia ho maro ny olona hanolotra ny fiainany ho an'i Jesoa Kristy ary dia hanaiky Azy ho Tompo sy Mpamonjy ny fiainany manokana, ary mba ho fantatry ny malagasy tsirairay fa hafa ny fiainana manana an'Atra sy miaraka Aminy isanandro, ary ny fiainana tsy misy an'i Jesoa dia afobe
Mankasitraka indrindra
Nantenaina
Windsor
05-06-2006 11:38:00
Ary mba natao sur web ve ny mariagen- i Risy e, raha misy de mba afaka jerena ve. Ampitao any aminy any stp si possible. N