Mankasitraka ilay fikirizanao namorona ilay site web ho fiderana ny Tompo, vitsy ny gasy toa anao mbola manokan-tena amin'ny fiderana ny Tompo toy izao, indrindra ho antsika aty ivelany.
Mampahery anao hatrany
yoanno93
31-05-2005 20:23:00
yo léo
Eliasy
31-03-2005 11:23:00
Manitra,
Efa hitako ihany ity taloha fa nandalo kely fotsiny fa androany aho vao tena nandinika : tena mahafinaritra ary marina daholo ny tenin' ireo rehetra nanoratra tato.
Mankasitraka, mirary soa.
VAHINALA
22-02-2005 13:15:00
Faly miarahaba an'i Manitra.
Par hasard koa no nahatonga ahy eto @ ity site mahafinaritra be ity. De gaga sy talanjona aho fa feno fianakaviana manoratra aminao ka mba te hahafantatra aho raha anisan'ny mpihavana isika.
Izaho dia avy any Fianarantsoa (Ampasakamabana), zanak'i Rabaovololona ary zafikelin'i Dadabe Rasolo Johanesa. Tsy haiko na fantapantatrao ireo....na par hasard no nahitako ny anaran'i Léo, Tom ary koa i Tonton Bel eto.
Misaotra mialoha
Vahinala
Ny Eja
19-11-2004 05:38:00
coucou Manitra!
Misaotra anao nanasa ny tenako,
Ankasitrahako indrindra ny fanomezanao lanja manokana Ilay tsitoha dia andriamanitra eto amin'ity tranokalanao ity,
marina sy hintsiny izany satria dia tsinontsinona isika olombelona fa avy Aminy avokoa izao rehetra izao, manana tononkira fiderana an'andriamanitra koa aho ,i Tovo J'hay no nanao azy ka mahafaly ahy ny manome andininy kely eto amin'ny anjarako amin'ny boky volamenanao:
Tompo o, (...) aza avelanao aho
hitady tombony hatrany
amin'ny fiainana eto an-tany.
Fa izay mitady dia omena
ilay fitia manetry tena
hitondra izao tontolo izao
hanaja sy hanompo anao!
Ny Eja
extrait "Aza avela" hiran'i TOVO J'HAY (Album TIA T'KOA)
Tonton Chatillon
13-11-2004 17:57:00
Salut ra-Manitra !..
Sendra ni-visiter kely ny site-nareo fa tsy dia misy vaovao firy !..Ahoana ilay @ MSN , mba ampitao hi-fampiresahana?..
Tonton
Ahoana
Aly
10-07-2004 19:11:00
Salut Manitra!
Misaotra t@ ilay site ary mankasitraka fa tena tsara ilay izy.
Mirary soa hatrany ary aoka hiara-hiasa hahasoa ny zavatra rehetra @ asa fanompoana!
Namana aty Singapour!
SebF
09-05-2004 11:29:00
Salut,
Je n'arrive pas te contacter sur l'adresse manitra_web@lycos.fr
Pourrais tu me contacter à l'adresse sebf@frameip.com.pas.de.spam (il faut retirer .pas.de.spam) afin de discuter TCPIP et Télécoms.
Merci d'avance,
SebF
http://www.frameip.com
Collonges,France.
05-04-2004 07:43:00
Quelle surprise!raha tadidinao ,niaraka SN isika tao F/tsoa,nifankahita ihany ko isika tany Suisse,a l'occasion du culte malgache,niaraka taminy anadahiko tsoa.Bonne continuation ary e!
Tonton Bel
12-01-2004 21:53:00
Salut nareo 3 mianaka kely ...
J'ai surfé par hasard à gauche à droite ....et quelle surprise , je tombe sur ton site ...
Merveilleux et encore fantastique s'il pourrait avoir quelques photos ,..si ce n'est pas trop demandé letsy an !..
Salut à vous et surtout au petit bout d'chou !
Tonton.