Livre d'or

   45 messages   
Vous devez saisir des informations valides
njaka
tena mahafinaritra ilay site e, fa ahoana ary no tsy mba tenenina rehefa manao baolina. mahereza
José/Kathy
Dia mahafinaritra ny siteweb. Tohizo fa tsara e! dia mahereza amin'ny zavatra atao rehetra.
José sy Kathy (CAnada)
MM
Salut,
Tsara be ny site-nao tena mahaliana tokoa.
Mahavità be amin'ny asan'ny Tompo e.
MM
dada mbinina
Mahafinaritra ny mijery ny site nao an. Dia mahereza dia tongava haingana ilay kilonga andrasanareo e.
Gros bisous à veke e.
boutax
ki'aiza k'aiza eee, mahatsiaro dia manoratra ee, tsara ny site fa tohizo ee, mahereza @ atao rehetra eee
Lala
Date/Time:15/06/2003 13:33
Mankasitraka e!
NOM: Randriamiharisoa Lala
COMMENTS: Hita eny ihany ny olona mahavita azy.
Mirary soa anareo mivady.
Lala sy Alex ary Tina-Krystèle
Naivo RAMAROSON
Manahoana tompoko ô
Mahafinaritra ny ataonareo . Mamporisika anareo hahery mandrakariva amin'ny
fanompoana an'Ilay Tompontsika e.
Miarahaba ny mpikambana rehetra indrindra fa i Rija sy Flo.
Naivo RAMAROSON
Ravelonjohanison Mia
Salut,
Milay ity site nataonao ity, ao daholo izay tena ilaina @ reseau.
a+,
lova
Rakotonirina (France
Mahafinaritra ny zavatra hita t@ pejin'ise.
Sady mino aho fa mitovy ny tadin-dokanga satria samy mino an'i Jesoa.
Manantena aho fa hitohy izao fifandraisantsika izao.
josoa.faly@infonie.fr
ANDRIANTSOA Julien,L
Bonjour des Garçons
Salut les amoureux (Manitra et Vero ).
On est en train de visiter ton site Web.
A plus tard.