81 messages   
Vous devez saisir des informations valides
Nouveau message
lanto
Ary aho ve moa mba efa nanoratra tato ? Nefa eto foana ny tokotaniko :) Mankasitraka ny mpitarika ireo Gasy Tsy Very e! p)
Beby Rabodomiadana
Salama, faly mahafantatra ny site Gasy tsy very :)
Ka hitsidika matetika ato amin'izao.
Mankasitraka
Shoan
Kikou !
Mandàlo hanatitra sy hanipy biz'oroka ô !
et ... Schusss pour la suite ...
Tiana Mix
Mahafinaritra ! koa fa dia tohizo hatrany ;)

Miora Lala A
Nancy sy Laza,

Dia nijery, dia namadibadika, dia namaky, dia liana tanteraka.

Nankafia tokoa izay rehetra hita.

Ho ela velona anie ny tranonkalo sy ny fifankatiavana !

Nenitoa :)

Nicky
ça y est j'ai tout lu, écouté avec beaucoup de plaisir,

Merci à toi ainsi qu'à Nancy, vous formez un beau duo!!!!!

Biz à vous deux
Naivotiana Ravalison

Misaotra Laza,mandany fotoana sy mizara maimaim-poana @ fo feno fitiavana ny kanto malagasy.Tena faly be naheno ny "reportage"n'i Rija,mpilalao gitara hanisan'ny hankafiziko.Mazotoa (i Jl Raharimanana fantatro koa efa nandravaka ny tononkalony t@ feo-mozika malagasy aho teto Lyon efa t@ 1999 tany ho any).
Mbola faly nahita ny "reportage" ny "concert privé" an'i Rija Ramanatoanina tao Saint-Bauzile(tena soirée jazzgasy ianareo tao izany),naheno ny feon'i Christian,Francis Rabeson,Voahirana Rabesianaka sns...,mba te-hahita video misy duo,na hira.Mety hitsidika ny festival any Avignon izany hijery an'i JL Raharimanana sy i Rija.

Message Facebook du 16 juillet à 19:08
fahamarinana
Laza !
Mankasitraka be lesy a,tsy mbola voajeriko manontolo fa mbola mila andro maromaro hoy ny tsy mahay manisa izay !Mahafinaritra be ilay site ,mampanembona !Tahaka izao izany ilay valin'ny fanontaniako tary amin'ny fb hoe :inona ilay atao hoe voangory attitude ? Ao tsara be e !....
kiss mamy be
Faha
VAHINALA
Coucou Laza!

Encore une fois, bravo pour ce que tu as fait - ce que tu fais et ce que tu feras...Bravo de porter si haut la couleur de notre Pays et nos "soatoavina"...
Moi je prends toujours beaucoup de plaisir à lire tes édito. Bravo!

Cette fois-ci, j'ai été spécialement émue par la chanson "hommage à Rakoto Frah"...et puis, j'ai aussi regardé le clip de Rastefa qui m'a ramenée plusieurs années en arrière.

Du coup, j'ai un peu la nostalgie là, lol

Bon courage Lazounet

Bisous

Nicky
Merci à toi de m'avoir permis d'exprimer mes sentiments concernant ce groupe, et je crois que bcp de ma génération partage ce que j'ai écrit,
ceci étant ta présentation est géniale comme d'habitude, voulà pourquoi il me tardait tant de voir le résultat!!!!!!
que ça dure bisous