Diso tsipelinaTsetratsera sa tsy tsetsatsetsa
raHeri
Fa "Tsy very" aona moa?
Aia? Fa nanao akory re no dia mihisatra ny raharaha? Tairo kitana moa fa ela loatra!
Manao ahoana ô !
dia miombin-kevitra aminao aho: tsara ny miray sy mivondrona!
Akory aby lireto?
Salama aby va?
Efa elaela tsy tonga nitsidika na dia tsy very aza. Manohana hatrany ary mankahery lalandava. BODO