81 messages   
Vous devez saisir des informations valides
Nouveau message
Tritriva
Miarahaba ary misaotra anao Laza GasyTsyVery
Ho ela velona tokoa anie ny tranokalan'ny GASYTSYVERY mahafinaritra sy malaza, ary koa mirary soa ho an'ny malagasy sy ireo tena tia an'ny Madagasikara. Mankasitraka é !
harisoa
Misaotra indrindra mizara ato amin'ity "cite" ity fa mahafinaritra tokoa ny mahita ny zava misy ny harena sarobidy ny talenta gasy, ny maha Malagasy ny gasy;ho ela velona anie Madagasikara,ho ela velona anie ho anao sy ny ankohonanao LAZA GASY TSY VERY:-)
Naike Elliane
Akory sy akory aby? Tsa vao mety milamina va ity raharaha ity?
Dandria
I very much care about what other people think, regardless of my age.
NeW YorK Gasy
Tena soa!
Miss Mino
Misaotra betsake Laza ! Grâce a toi et ton incroyable générosité, j'ai puisé un peu plus dans mes racines gasy ! MERCI
Rondro
après l'hibernation, bonne reprise aux Gasy Tsy Very..... avec en édito un bel hommage pour la Grande Miss qui nous manque tant, merci !!!
neneta
Mankasitraka antsika malagasy rehetra!!!
ho ela velona anie ity Nosintsika ity ary ho tafita sy ho rehareha antsika malagasy rehetra!!!!p)
Mozikako
Ho ela velona ny gasy tsy very
Mozikako
Heri
Diso tsipelina

Tsetratsera sa tsy tsetsatsetsa

raHeri