Manahoana daholo ianareo,tena mahafinaritra ny mahare sy mahita mivaingana ny zavatra hataonareo,raha ohatra anareo daholo ny malagasy aty am-pita dia manankarena i Madagasikara,ny anay moa tsy dia misy zavatra firy hazo hentina fa dia pmanome soso-kevitra ny mitetika ny hanampy anareo amin'ny zavatra mba hanana traikefa kely dia ny hanao fampisehoana miarak@minareo indray mandeha eto @ faritra rhône-alpes,ka ny ampahany amin'ny tombony hazo amin'izany no mba ho hazoenti-manana hanampy ny association angai,hevitra hatsipy iny ka tsara ho heritreretin-tsika miaraka ao aoriana kely ao.
Mandrampihaona dia mazotoa à asa fanasoavana ny tanindrazana.
RANDRIANAIVORAJAONA
16-03-2010 09:16:17
j'admire cette association et je vous encourage car étant malgache et ayant vu la situation réelle du pays je réalise l'ampleur et l'importance d'une telle oeuvre.
Bon courage, c'est aussi un honneur de pouvoir signer dans ce livre d'or.
Sahamadio
07-10-2009 23:54:10
Soyez les bienvenus sur le livre d'or de notre association.
Le webmaster:O