33 messages   
Vous devez saisir des informations valides
Nouveau message
Man Andafy
Tohizo ny dia fa tsara....
andralahy
8)http://investorswatchdog.com/blog/investorswatchblog/?p=2449
misy mahay raha ny ahatagny Antanana!
P Rakotonanahary
Hello everyone,
:|8)8)8)8):pp)p)p)p)p):p:p:p:p:p:p:pp)p)p)p)p):p:p:p:p:p8)8)8):O:O:O:O:O:O:O:O:O:O:):):):):):):):):):)p)p)p)p)p)
DouDou
Faly miarahaba ny rehetra!

Tsa mis hambara firy, fa dia faly fotsiny mitava eto.p)p)p)p)
Malala

Misaotra betsaka ny amin'ny zavatra izay hataonareo amin'ireo mpiaramonina sahirana (tena sahirana).
Lavitra no misy anareo anefa tsy manadino ianareo.
Izahay eto antoerana efa miezaka manampy izay sahirana hitanay araka izay vitanay fa maro lotra ireo olona mila fanampina ka hilaina ny fifanomezana tanana.
Mahaontsa ny fo mintsy ny mahita ireo zazakely tsy manantsiny monina (matory, milalao) eny antsisindalana rehetra eny. Tsy misy miahy. Ny raiamandreny lasa nitady vola tsy fantatra hoe aiza ary tsy fantatra ko ra hiverina na tsy hiverina :( . Mahita ireo zazakely menamena kely antanandreny mivalapatra antsisindalana efa mamo tampona :( trop b.
Mahereza ry reto fa mbola lavitra be ny lalana miandry antsika rehetra. Dia samy ho tahin'Andriamanitra. Ary Izy hamaly fitia antsika amin'ny soa vita rehetra.


Le WEBMASTER du Site
A l'attention des visiteurs du site !
Pour vos remarques ou éventuels reproches d'ordres personnels, je vous prie d'avoir l'obligeance de bien vouloir vous adresser auprès du bureau de l'association, dont les coordonnées telephoniques et Emails se trouvent dans la rubrique contact du site. La Présidente, ALIFARA ainsi que son époux Dominique se feront le plaisir de vous répondre.
Merci de votre Comprehension.;)
Niorkera Gasy
Faly dia faly ny taigna mahita ny zavatsoa vita!
Rafamantanantsoa
Izao e ro mandava!p)
andrianandrasana
Manao akory aby ?

tsa dia mila resaka be koa
ny probleme : sy avy ny faran'ny volana, tsa misy vola miditsa @ paosin'ny Betsileo ( tsa misy orinasa leky iaraika)
MITSANGANA ny AGNAY
Manantena fa ifarimbona amin'io aby izay resaka atao
Firaisan-kina ro Hery , Akanga maro tsa vakin'amboa, Erikerika ro mahaton-dradrano Manainga antsika aby
izay aloha ny androany amin'ny afara manao misimisy fa raha hitohy ity



New Yorker Ahate Tan
Faly miarahaba antsika rehetra tratran'ny faha 50 taonan'ny fahaleovantena! @ zao fotoana sarotra lalovan'i Firenena dia sarotra ho ahy ny hanao hoe: "izao re no mandava"! Samia tsara e!;)