427 messages   
Vous devez saisir des informations valides
Nouveau message
andriamiseza rasolof
2013 aho nijanona 6 mbolana tany Mada : ela loatra, saika tsy andry izay hodina.
2014 tsy nandeha, 2015 indray.tsy mety milamina any; vao haingana nisy nanafika mpizaha tany nitaingina lakana, be ny naratra.
mampatahotra hiany ny mandeha any !!!
Andrianalison Misa
Tsy misy tsara ankoatra ny manao soa e, tombony ho an 'izay afaka manantanteraka sy mahavita izany.
Koa dia manakasitraka e
cheap christian loub
Hello! My name is %NAME% and I really just desired to say your blogging site rocks! It's surprising simply because I use to have a blog website that practically had an identical website url: mine was only a few characters different. In any case, I'm a big admirer of your blog and if you at any time want a guest write-up please email me personally at:. I absolutely love writing!
<a href="http://www.christianlouboutinshoescheap.net" >cheap christian louboutin</a>
gilbert
Sendra nandalo de te ametraka rangotra kely, misaotra ny mpamorona ny site fa mahafinaritra ary mahereza hatrany.
Ty misy site mety mahasoa ireo izay mitady asa, site-na recrutement http://www.annoncesemploi.org izy ty ary misy an'ireny karazan'asa télétravail ireny na contrat CDD na CDI. Mirary soa ho antsika rehetra.
razafy
Salama tompoko. Mba te hahalala ny dikan'ny hoe seheno aho azafady indrindra raha afaka mamaly ahy ianareo. Misaotra mialoha amin'ny valin-teny.
Dahle

Anganon'ny Ntaolo
formula
Sportswear Ministry source said A roadside Fashion Apparel with Li Ping 48 a local T-Shirts discuss security issues During a.
sissi
Salama Tompoko.
Izaho dia mbola eo ampiofanana mianatra kabary ka raha mba sitrakao dia omeo ohatra 3 aho raha azo atao mikasika ny kabary ampanambadiana.
Misaotra mialoha tompoko ary dia mirary soa ihany koa.
Veloma.
leglaude
bonjour, je visite tes blogs et c'est un plaisr que de découvrir ton petit monde !! je te souhaite une bonne continuation ! bientôt !:)p)
Rija RAMAMONJISON
Tompoko,

Mitady kabary ampanambadiana ny tenako,
Misaotra mialoha!!!p)