FAKASITRAHANA SY FAMPAHEREZANAMisaotra mamelo-maso ny tenindrazanatsika.
Miala tsiny amin’ny diso tsipelina. Mahay miteny gasy ny zanakay fa tsy sahy mamaky; soa misy ity
Tranonkala ity afahanay manao izany sy mianatra ny tantaran’ny tanindrazana.
Ohatra momba ireo bekoto maro olatra, mampalahelo: Asa ianareo raha efa nisy nitsidika ny “cimetière militaire de Verdun” misy “plaque” kely zara raha hita mikasika ireo miaramila gasy namohy ny ainy tamin’iny ady lehibe farany iny.
Eto koa dia misaotra fa izay vao fantatray ny dikan’ny fanampin’anarana SEHENO izay fanampin’anaran’ny fianakavianay anefa. Misaotra -
24/04/06
317 Messages


