Mahafinaritra ny site fa mila ampahafantarina ny ankizy rehetra fa zay zao zao vao mahita! Mazotoa daholo e!
yoly
15-05-2009 13:29:00
Faly miarahaba anareo promo ANAI reetr é, zay moa zany ts maints tara train foana satria zao mihitsy zay vao maharaka an'ty site ty é, d misaotra an'zay namorona azy alohaé, d manatena ny hiaona tsy ho ela @ promo ANAI reetra é.Big kiss!!!!
Nadia TG22
14-05-2009 15:59:00
toa tsy mba misy mametraka message mihintsy t@ ty taona ty tato amin forum eeee!!! fa aiza daholo nareoeeee? Mifoaza daholo fa tena feno tranokala mihintsy ty site ty.....
Cathie
21-07-2008 12:54:00
bn,ça fé un bout de temps ito site ito fa zao zay vo mahita an ito e.trop bien sinon,mé c dommage que ça dort un peu. faut réveiller tout le monde é
Miray
28-11-2007 14:29:00
Salut daholo eeeee!! aiza daholo nareo no tsisy hita e.
C juste pour relancer le contact koi.
Big bisous à tous et bonne route
lova
09-05-2007 23:34:00
mifohaza o!
toü serge
24-04-2007 10:03:00
salama daholo tsika rehetra ...
tao matoridaholo izy zany ee
DJ nickoteen
20-02-2007 13:48:00
Slt!Iangaviana ny administrateur an'ity site ity mba hanoratra any @ administrateur an'ny Site du 75ème anniversaire ESCA (admin@esca75.tk).Merci
Lki
16-02-2007 04:03:00
Mahafinaritra ny mahita anareo toa izao. Tohizo milay le takelaka. Amin'ny manaraka indray ry zandry a !
Lki - Promo 1999
www.sexydinosaure.com