429 messages   
Vous devez saisir des informations valides
Nouveau message
S.R.R.
TON REPORTAGE, GOOD !

Bonjour,

Ton reportage…. GOOD !

As-tu vu ” La Légende de Saint Valentin ” de HELI’S MADAGASCAR

sur le site d’ANIMATION ARRR …Et “Avy mangataka izahay…” de HELI’S MADAGASCAR

dans,www..rainizafimanga.com - où le lien avec HELI’S MADAGASCAR est créé

Ciao,Webmaster de “www.rainizafimanga.com” - 09/02/03, Paris
Onimanitra, Mpanorat
KANTO E ! - ” UN SITE A NE PAS MANQUER ! “:p

Tompoko,

Manantena salama tsara vantanin’izao taratasy izao.

Dia efa nitsidika ny site-nareo indray koa aho, mandalo matetika ao satria efa nasiako “lien direct” mankao.
Tsy mitsahatra mihatsara ilay site izay efa tena nanana ny nampiavaka azy hatrizay, ka dia mahafinaritra tokoa.

Tsy izahay irery no mahita izany fa ireo olona hafa koa, misy namako izay ary nandefa
E-mail tamiko mihitsy nanome ahy ny url-nareo, hoy izy hoe :

” Jereo ity site ity fa tsara be ” - ” Un site à ne pas manquer ! “,p)

Mankafy ny zavatra ataonareo koa izahay.

Faly nahita ny sary sy ny soratra nifanaraka tamin’iny fotoan-dehiben’ny fitsingerenan’ny faha-90 taonan’i Dox iny.

Samy tsara avokoa izay hita tao.

Nahatsiaro ho nanenina mihitsy angamba izay tsy tonga tao satria zavatra nisongadina no vita ; mbola ho tonga saina ihany angamba ireny aoriana kely,

” Ny omby indray mandry hono tsy indray mifoha “, fa dia roso aloha ny diantsika. Mankahery hatrany. 25/01/03,Paris
LETICIA
MERCI DE M’AVOIR PERMISE D’APPRENDRE ET D’APPRECIER LE MALGACHE

Je suis Française et je ne connaissais même pas Mayotte qui pourtant est une île française. J’ai des amis d’internet qui sont originaires de Mayotte et qui m’ont beaucoup appris sur leur île et sur MADAGASCAR
et grâce à votre site, JE VAIS POUVOIR LEUR PARLER UN PETIT PEU EN MALGACHE car ils le parlent couramment et
je suis très heureuse et très fière d’avoir pu apprendre cette langue par le biais de votre site et de mes amis.
Je trouve la langue malgache très jolie et j’espère qu’un jour je saurai bien le parler.

MILLE MERCIS ET BRAVO POUR VOTRE SITE - 24/01/03,Paris

Dadapaoly
C’EST CLAIR ET BIEN PRESENTE !

Bonsoir

Je viens de visiter avec plaisir ce site avec les photos et commentaires sur l’expo des 90 ans de Dox.p)

Misaotra betsaka.
Bon courage.Mes bons souvenirs - 23/01/03,Paris
Patricia SORAJAVONA
MIARAHABA - FELICITATIONS

Tompoko,

Voninahitra ho ahy no miarahaba an’i HELI’S MADAGASCAR amin’izao FISOKAFAN’NY SITE WEB-ny izao.

Vao avy nijery azy mihitsy aho teo. Tena tsara mihitsy fa misaotra tompoko ô !

Tena tsara be mihitsy ilay safindin-doko nampiarahana.- :)Paris, 2003
Walter Smith
:pAs long as there are good people like Olga Helisoa, there will be hope. I seems to me that religions are only good for making war among themselves, not for helping God's children. - Monday January 12th, 2009, Reporté sur Guestbook
Hermes

James Wei
p)Your blog has a much better design than mine and I love your u tube video in the blog! - Saturday January 10th, 2009, Reporté sur Guestbook
Mpandrindra, Webmest
Bonjour,
Bienvenue sur le LIVRE D'OR DE HELI'S MADAGASCAR.
:8Merci de votre passage et de votre message,

Le webmestre, 12.01.2009

*****

Mamangy,

tonga soa eto amin'ny boky firaketan'i HELI'S MADAGASCAR.
:8 Misaotra amin'ny fitsidiana sy ny hafatra.
Mirary soa

Ny mpandrindra, 12.01.2009