429 messages   
Vous devez saisir des informations valides
Nouveau message
Rija
RETOUR AUX SOURCES:p

Merci pour ce petit retour aux sources cela m’a beaucoup aidé sur les prénoms malgaches.p) A bientot. - 10/03/06
Fianakaviana RAZAFIM
- NY MARINA TSY MBA MATY:p

Misaotra anareo, tsy ho adino anie RATSIMANDRAVAp) !

Ny marina tsy mba maty

Mirary soa anareo - 09/03/06
V. Ravelojaona
VOLOLONA NY ANDROp)

Misaotra Ra-Olga @ ilay site,

“Ramalagasy aho”

Ity poème ity, no mba taheriziko ato am-poko. Ny nanoratra azy adinoko:p



Ny androko ho vololona

Nianarako ny an’olona

Tsy nalefy tamiko

Ny Zo ny teny mamiko

Angamba tsy tomombana

Angamba kely tombana

Kanefa asoaviko

Mandridry ny andro ho aviko…

Hoy “Ra-ka-tra-na” surnom nomenay ny prof malagasy - 09/03/06
Jocanon
RETOUR AU PAYSp)

MERCI POUR CE RETOUR AU PAYS - une zanatany de Joffreville montagne d’Ambre - 07/03/06

Malasinef
DES INFOS:p

Le site m’a donné des infos pour mon expo et j’ai eu 20p) - 07/03/06
Nirina Valienne
DES DIEES POUR LE PRENOM DE MON ENFANTp)

Merci pour ce beau site qui va me donner des idées pour le prénom de mon enfant. -
06/03/06
Pasteddy
MAHEREZA

Merci p)-

Mahazotoa - 24/02/06
HANITRA B-H
MAHALIANA BE - SITE ENRICHISSANT:p

Que dire à part les remerciements pour votre site qui est si enrichissant. Merci d’apprendre notre belle langue malgache, nos us et coutumes, notre culture, en bref notre MADAGASCAR, à tous ceux qui ne connaissent pas le pays et son histoire ou sa vie. Il y a tellement à dire sur ce beau sitep); il est vraiment très bien p)et bon courage et bonne continuation :)!

Dia mazotoa daholo fa dia tena mahafinaritra be ilay site e !
Dia tohizo hatrany e !
Mahafinaritra foana ny mitsidika site gasy indrindra indrindra rehefa lavitra an’i Madagasikara ny tena.

Merci encore :O! - 18/02/06
Claudine A.
TENY MALAGASYp)

Manao ahoana,

Ny zafikeliko teraka taty, na ny rainy aza, nefa izahay miteny gasy be daholo ato an-trano.

Miheno disque gasy, mijery kasety vaovao gasy.

Ho any Tana aho rahampitso, hijanona iray volana .

veloma, :) 14/02/06
Noro Andriamiseza
FISAORANA MITAFOTAFOp)

Dia manolotra fisaorana ho an’ny mpampiatrano noho ny finiavana sy ny ezaka be vita izay hita maso izao.

Voalohany aho vao mahita fampianarana teny gasy ho an’ny ankizy amin’ny tranokala ary mankasitraka tokoa satria nitady toko aho ka nahita vato.:p

Inona no mahagasy raha toa ka tsy miteny gasy indrindra amin’izao vanim-potoana izao na dia hoe aty ampita dranomasina aza ka tsy ilaina ny tenindrazana.

Tsy misy terena akory fa ny safidy an’ny tsirairay.:) - 03/02/06