429 messages   
Vous devez saisir des informations valides
Nouveau message
D. Brémont
OCCUPATION COLONIALE FRANCAISE / INVALIDES

Je recherche le nombre de personnes Malgaches devenues invalides lors des luttes sous l’occupation coloniale française .:# - Ile de La Réunion, 11/09/06
Razanamia
NAHAFINARITRA NY FETY 09/09/06 MASSY:p

Finaritra sy voky tamin’ny fetin’i HELI’S MADAGASCAR ny sabotsy 09/09/06 .- 10/09/06
E. Dedy
MERCI

Merci le site est très bienp)p), la musique très reposante - 31/08/06
Mamy
HAREN-TSAINA TENA ILAINA NY MAHALALA AZYp)

Faly be aho nitsidika ity site ity anio.

Mino aho fa mbola hanana fotoana betsaka amin’ny manaraka hijereko azy.
Misaotra betsaka anareo nametraka haren-tsaina toy itony satria tena ilaina ny mahalala azy.:p

Dia amin’ny manaraka indray ary - 28/08/06
FRANCOIS rené
MOMBA NY ZANATANY

Miarahaba,

…momba ny Zanatany-
Izahay Zanatany dia mangirifiry be ny fonay rehefa maheno loza tonga amin’ny nosy malalantsika. :|

Izaho manoratra dia misy tavoninay milevona any MADAGASIKARA hatramin’ny 100 taona izay ary misy koa sasany aminay manana razana voafidy ANDRIAMBAVENTY tamin’ny fanjakan’ i RADAMA I.:p

Angamba izany rehetra izany dia manome anay tapany SAINA SY NY FOMBA MALAGASYp) - FRANCOIS rené, 28/08/06
Gilbert L.
ME RAPPELER MON PAYS NATAL, …ENCORE UN PEU PLUS L’APPRECIERp)

J’ai parcouru votre site. :8Bonne surprise !

J’ai décidé de l’approfondir pour me rappeler mon pays natal et encore un peu plus l’apprécier:p.
Bravo, continuez. - 27/08/06
Nanou
ZANATANY

Bonjour, un petit mot pour comprendre ce que veut dire :8“ZANATANY”.

Etant moi-même fille de rapatiés, j’ai une lacune à ce niveau. Merci de m’éclairer sur ce point de vue.:)

:8Bisou à plus tard ! - 25/08/06
Razanamia
MAHAFINARITRA NY SARYp)

Finaritra nijery sary Expo FX-Mah . - 20/08/06
Clauderako
JE CONNAIS MIEUX J.J. RABEARIVELOp)

Je connais mieux maintenant jj Rabearivelo.

Que de souvenirs - Merci pour les poésies :p:p!

Chaud au coeur, Mada restera toujours ancré dans mon coeur- Veloma - Clauderako - ancien élève en 1942 - 13/08/06
FRANCOIS René
MAKAFY NY TENY MALAGASYp)p)

Mana hoana ry sakaiza malagasy,
tsy mba Malagasy aho fa zanatany, izany hoe: ny razambeko dia tonga tany MADAGASCAR taminy ny fontoana ny fanjakan’i RANAVALONA FAHATELO.

Izy reo moa dia avy aminy nosy Ile Maurice.
Niala taminy nosy malalantsika aho taminy taona 1973- efa niverana tany aho taminy 1993 sy 1995- manambady aho- efatra ny zanako- teraka tany izy reo- efa misotro ronona aho izao, zanatany avy amoron’tsiraka antsinana(TOAMASINA),
tsy mba nianatra soratra malagasy tany sekoly fahizay- fa nanaraka fanampianarana taminy mpampianatra kely tamin’ny sekoly ambaratonga ambany protestanta tany FIANARANTSOA.
Fiderana lehibe aolotro ho any io ramose io.:p
Mametraka veloma finaritra ho anareo rehetra - 06/08/06