Livre d'or

   20 messages   
Vous devez saisir des informations valides
Frederic
Mahafinaritra ny mahita ity livre d'or ity.
Mirary antsika rehetra ho tahian'ny Tompo dia ho vavolombelony tokoa.
seb
dieu vous garde
phil
le Seigneur est avec vous!
RASOARINOA LALA NIRI
Jesoa Kristy anie hanafy hery anareo ka hampanjaka ny fifankatiavana aminareo ka mba tena ho toriteny velona @ fiarahamonina ianareo
HASINA MFA
mahafinaritra ny mahita ny malagasy manompo ny TOMPO JESOSY e!mahereza daholo fa ho avy JESOSYhaka ny fofombadiny,ka rehafa tonga izy dia ahita antsika vonona amin'ny fampakarana,dia ho samy ho tahin'TOMPO e
Anais Lavillle
Bravo!
Chorale Akon'i Betel
Sady mikopa-tànana no mirary soa anareo rehetra! Hitahy sy homba anareo ny Tompo! Mahereza dhaolo @ asan'Andriamanitra fa tsy ho foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao Aminy.
GMA/CML
Bonjour,
Un sit-in pacifique aura lieu ce Samedi 25 Avril à partir de 14h30 à la Place Kléber de Strasbourg afin de :
- dénoncer le coup d'Etat qui a eu lieu récemment à Madagascar.
- d'alerter l'opinion publique française et internationale sur la position "ambigüe" de la France dans cette crise.
- dénoncer les exactions, le terrorisme, la violence, les pillages effectués par le CAPSAT (mutins) sous la bénédiction de la HAT.
- d'exiger le plus rapidement possible un retour à l'ordre constitutionnel seul garant de la stabilité et de l'unicité de la Nation Malagasy.
Nous vous invitons donc à venir soutenir cette cause, à faire du bruit face au silence complice des médias de l'AFP qui évitent de parler des mouvements des légalistes. En ce moment même, 2 légalistes viennent de trouver la mort et plusieurs autres blessés à cause de la répression violente des militaires de Andry TGV à Antananarivo.
Emmenez tous les instruments qui peuvent faire du bruit (Jumbe, sifflet, Tamtam, guita
RAFARALAHY X Théoph
Miarahaba anareo Mambra rehetra.
Ny Fahasoavana sy ny Fiadanan'i Jesosy Kristy Tompo anie ho aminareo Lalandava.
Miraryy soa sy mivavaka hoanareo mba hahavita soa ny asa apetraky ny Tompo amintsika ao anatin'ny Fifankatiavana lavitry ny fizahozahoana satria Jesosy no tompon'ny Asa. Mahereza tpk.
Farany : Misaotra sahady t@ fanampiana Ambodireana sy Ivory Avaratra. Voaraiko daholo izany ary manao veloma amin'ny anaran'i JESOSY Dadan'i Tiana
RAFARALAHY X Théoph
Miarahaba anareo Mambra rehetra.
Ny Fahasoavana sy ny Fiadadan'i Jesosy Kristy Tompo anie ho aminareo Lalandava.
Miaray soa sy mivavaka hoanareo mba hahavita soa ny asa apetraky ny Tompo amintsika ao anatin'ny Fifankatiavana lavitry ny fizahozahoana satria Jesosy no tompon'ny Asa. Mahereza tpk.
Farany : Misaotra sahady t@ fanampiana Ambodireana sy Ivory Avaratra. Voaraiko daholo izany ary manao veloma amin'ny anaran'i JESOSY Dadan'i Tiana